10:00 > Kianjan’ny 13 Mey – Misokatra ho an’ny mitaky fahamarinana

Midera ny fanapahan-kevitrin’ ny Minisitry ny fiarovam-pirenena ny Jeneraly Béni Xavier Rasolofonirina.

Malalaka tanteraka ety Analakely amin’izao ora izao, misokatra ny vavahady eto amin’ny Parvis Analakely.

Aza adino fa ho avy hanafana ny fotoana eny an-toerana i Lola sy Stephanie.