11:25 > Kianjan’ny 13 mai – mivoaka ny kianja ny mpitandro filaminana ary miditra ny vahoaka

Miditra anaty kianja ny vahoaka ary mihorakoraka “tsy voavidy vola”