13:30 > CENI – Misy mandroba ny vaton’ny K25

Tokony hihetsika isika nifidy an’i Dada, indrindra @ izao ora izao. Raha araka ny vaovao reko teo tokoa mantsy dia misy mandroba ny vatontsika ao @ Ceni ka mila renforts avy @tsika mpanohana ny k25. Barofo ohatr’izany ve no hitondrana ny firenena ry k13 a?????? Diniho ihany ny atao fa sao sendran’ny patsa tsy omby vava a!

Maître Haja Rakotoarimanana