Fifidianana – Fijoroana vavolombelona – Lanto Eric Randrianarimalala – Mpikaroka amin’ny lafin’ny ara-sosialy

Amin’ny faritra maro, tsy tonga saina akory ny olona amin’izany fisian’ny fifidianana izany. Noho izany tokony ambany be ny tahan’ny fandraisan’anjara.

Birao mitombina
Faritra Atsimo Atsinanana, Distrika Befotaka Atsimo, Kaominina Ranotsara Sud, Fokontany Besakoavatovoay
Fandraisana anjara 30% Laharana-25 54,76% Laharana-13 45,24%

Birao tsy mitombina – Fokontany Antokoboritelo
Faritra Atsimo Atsinanana, Distrika Befotaka Atsimo, Kaominina Antokoboritelo, Fokontany Antokoboritelo
Fandraisana anjara 75,89% Laharana-25 10,03% Laharana-13 89,97%

Birao tsy mitombina – Fokontany Antanimena
Faritra Androy, Distrika Beloha Androy, Kaominina Behabobo, Fokontany Antanimena
Fandraisana anjara 99,21% Laharana-25 15,83% Laharana-13 84,17%
Voasoratra anarana 105
Mpifidy 125