21:30 > Vokatra isaky ny biraom-pifidianana

Misy rohy ity zaraina ho an’ny mpanaraka ny vaovao eto amin’ny tranonkala Ny Valosoa Vaovao mba hahafahana manaraka amin’ny toerana ivo ny voka-pifidianana amin’ny alalan’ny Google Sheet.

Ilaina anefa ny mampitandrina fa mifanaraka amin’izay vokatra zarain’ny Ny Valosoa Vaovao amin’ny serasera sy tranonkala ihany no ampidirina ao.

http://bit.ly/2R8CzY1