19-12-2018 – Hifidy isika androany – Raha pisy tranga tianao ampitaina ny QG K25 – Finday 2525 – Mailaka legalteam679@gmail.com

Raha misy tranga hitanao mandritra ny andron’ny fifidianana ka tianao hampitaina maika any amin’ny QG K25 dia ireto ny fifandraisana azonao ampiasaina:

📶 LAHARANA FINDAY : 2525 🆓

📧 ADIRESY MAILAKA : legalteam679@gmail.com

Ny sary na horonantsary🎦 nalainao dia tokony hampitaina mivantana any amin’ny «LEGAL TEAM K25» amin’ny alalan’io adiresy email io ka handefasanao sy hitantaranao ny zava-misy tahaka:
– ny mombamomba anao (kopia CIN, kopia Kara-pifidianana, adiresy mazava…)
– ny laharana sy ny toerana nahitàna ny tranga (Bureau de vote, fokontany…)
– ny tranga niseho…

Marihina fa mba haha-maripototra ny sary sy horonantsary alefanao dia tsara kokoa raha ny LEGAL TEAM K25 no mampita azy any amin’ny HCC mba tsy hilazan’ity farany an’ilay hoe “Voaray fa tsy mitombona” raha misy ny fitoriana tokony hatao.

#EFAO_NY_ADIDINAO
#MAHAIZA_MIFIDY
#K25
#LEGAL_TEAM
#QG_COMM25