15:00 > Fifidianana – Vaovao tapatapany (11) – Antalaha – Sefo Fokontany Ambinanin’ny Maharambo, tratra nitondra bileta kandidà laharana-13

Tratran’ny fokonolona nitondra biletà efa misy marikin’ny Kandida faha-13 ny sefo fokontany Ambinan’ny Maharambo, miandry sy mividy olona hiditra ao amin’ny birao fandatsaham-bato ihany koa ny tenany. Nifona ary nilaza fa tsy hanao intsony izy rehefa tratra.