09:40 > Fifidianana – Vaovao tapatapany (5) – Comité de vigilance Ambohidrapeto – Vehiivavy nentin’ny zandary

Miasa ny comité de vigilance. Ary efa miparitaka eran’ny BV ireo. BV 1Ambohidrapeto. Vehivavy 1 tratra nitondra CIN fosika. Efa lasa any amin’ny zandary. Tandremo mampigadra ny mampiasa CIN fosika sy kara-pifidianana fosika.