09:30 > Fifidianana – Vaovao tapatapany (4) – Atsangano ny comité de vigilance any amin’ny misy anao

Hatsangano ny Comité de vigilance any amin’ny toerana misy anao! Arovy ny safidinao.
Afaka miantso ireto laharana ireto ianao raha mila fanazavana fanampiny:
034 43 770 84
034 17 013 66
033 09 101 91