Io fifidianana io, raha mbola eo ny ministry ny atitany dia ho sahirana isika

Razafimahefa Tianarivo - Ministre de l’Intérieur (Décembre 2018)

Tsy rariny loatra ny ministry ny atitany maniraka ny mpiasa ao aminy mampivory ireo sefo distrika, dia mankany amin’ny sefo fokontany, dia manangona ny kara-pifidianana.

Teo koa ny fanambaran’ny Talen’ny Tranoprintim-pirenena fa raha 9.9 tapitrisa no tokony isan’ny kara-pifidianana dia 12 tapitrisa no natonta.