23:30 > Imprimerie Nationale – Fanazavana – Hosoka momba ny karapifidianana sy karapanondro

Nivoaka tamin’ny fahanginana ny tranomprintim-pirenena manoloana ny CIN sandoka eto Madagasikara sy ny kara-pifidianana.

Manome fanazavana momba ny fanamboarana sy fahavononany hanamarina raha ilaina.