11:30 > Andry Rajoelina sy fomba hangalaram-bato (1)

Eto Antananarivo renivohitra dia efa misy mpikaraman’ady nalaina hifidy imbetsaka amin’ny alalan’ny karapanondro maro voaangona.

Amin’ny enina maraina dia efa misy manomboka milahatra.