18:30 > Meloka Rajoelina – Tsy mahafehy ny mpomba azy, mandratra olona

Madama iray ity no vaky loha teo Andohatapenaka notifirin’ireo andian’olona mpanao propagandy MAPAR tamin’ireny flèche ireny raha izy andeha tongotra hamonjy fodiana handray taxi-be Ivato.

Ary tsy andrenesam-peo mihitsy avy amin’ny MAPAR mandaza izao fihetsika mamoa fady izao.

Aiza ireo milaza azy hitandro ny filaminana. Mila faizina izao dieny izao ireo mpamono sy mpandrava.