Nandalo teto Betatao izahay androany, fisaorana no atolotra anareo rehetra, entanina hatrany isika ho mailo fa tsy kely lalana ny ratsy. Aza matahotra, minoa fotsiny ihany !
#fidio_dada_25
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
23/04/2024- Olga RAMALASON. Nampidirina am-ponja eny Antanimora. Miandry ny tohiny isika.OLGA RAMALASON
NAMPIDIRINA ENY ANTANIMORA
🔴 Nampanantsoina teny amin'ny PAC ary avy eo nofonjaina vonjy maika eny Antanimora Rtoa Olga RAMALASON.
🔴 Efa Minisitry ny varotra, Loholon'i Madagasikara, Ben'ny tananan'Antsirabe, ary kandidà fidiana ho solombavambahoaka atolotry ny Vovonana Firaisankina ao Antsirabe I amin'izao fotoana izao izy. Ary anisan'ireo olona tena akaiky an'i Marc Ravalomanana efa hatry ny ela.
(Sary fanehoana)
... TohinyFintinina
1 CommentComment on Facebook
Intimidation ataon'ny fitondrana.
Tsy misy ilàna an’io teleferika io sa mba ilazàna hoe tena mandroso Madagasikara.
Rehefa eny ambony eny ianareo mianakavy ao amin’ny fitondrana ao dia jereo ny aty ambany. Ho hitanareo ny fahorian’ny vahoaka nohon’ny ataonareo.
Mankahery anareo ao amin’ny EKAR Analamahitsy.
... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook