11:30 > Fikambanana mpanakanto Cofestik – Manohana ny n•25 – Meeting 40 mahery

Ireo Mpanakanto marobe ao anatin’ny COFESTIK izay tarihan’ny Filoha mpanorina Atoa Christian ANDRIANAVALONA fantantry ny maro hoe Christian KIDODO dia nanao ary nahavita meeting mihoatra ny 40 mahery @ faritra maro Manerana ny Nosy ary nahitana FAHOMBIAZANA izay nentina nanohanana ny kandinda Filoha Marc RAVALOMANANA,nanamarika izany ireo sary maneho ireo fitetezam-paritra maro izay notanterahina nandritra ity fampielezankevitra fihodinana faharoa ity,hatreto dia mbola mitohy hatrany ny dia ary tsy hifarana izany raha tsy amininy famaranana ny andron’ny fampielezankevitra.

Maneho fisaorana etona anao Atoa #ChristianAndrianavalona. Mankasitraka tompoko. Mankasitraka ireo Vahoaka Malagasy nihaino anay.

Aza adino àry ny mandeha mifidy. Arotsay ho an’i 25 👈 ny vatonao.

Koike Mada Lego de Madagascar #Magneva #Pasquet