12:00 > Marc Ravalomanana – n°25 – Fihodinana faharoa – 19 Desambra – Manohana ny MFM tarihin’i Manandafy Rakotonirina

Manohana ny kandidà laharana-25, Marc Ravalomana ny MFM tarihin’ny filohany Manandafy Rakotonirina. Nanome tsodrano  izy.