10:00 > Andry Rajoelina – Fampanantenana paokaty

Hoy i Andry Rajoelina ny taona 2011:” ny ahy dia aleoko tsy miteny, aleoko tsy manambara raha ohatra ka tsy ho tanteraka ny vinan’ asa.”

Taoriany “Tramway”, ny fitsaboana maimaim-poana, ny “cimenterie” ngeza indrindra eto Madagasikara nampanantenany i Andry Rajoelina ny taona 2010 dia mbola nitohy ihany ny balarorany sy ny fampanantenana poakaty ny taona 2011.

Hanangana “Centre Commerciale” anisany goavana indrindra aty amin’ny faritra ranomasim-be indiana hono ny tenany.

Nahita izany ve isika?
Araho ato anatin’ity horonantsary ity ary ny fampanantenana nomeny.

Hoy i Andry Rajoelina ny taona 2011:" ny ahy dia aleoko tsy miteny, aleoko tsy manambara raha ohatra ka tsy ho tanteraka…

Publiée par 24h Mada sur Dimanche 2 décembre 2018