19:30 > Antananarivo boriboritany faha-IV – Depiote Félix Randriamandimbisoa manentana ireo tsy mbola naka ny kara-pifidianana

Vao namoaka ny vokatra ofisialy ny Fitsaràna Avo momba ny Lalàm-panorenana amin’ny fisian’ny fihodinana faharoa dia nandray andraikitra ny depiote Félix Randriamandimbisoa nitsidika ny boriboritany faha-IV.

Marobe ireo kara-pifidianana tsy nalain’ny tompony ka manentana ny mponina ny tenany hanatona ny fokontany hisintona izany kara-pifidianana izany.

Zo sy adidy ny mifidy.