14:40 > EPP Ambalimahitsy (Distrika Sakaraha) – Malalaka ny toerana hanamboarana “parking”

Nandalo teto amin’ity toerana ity aho androany maraina EPP iray eto aminy Fokontany Ambahimalitsy, Commune Miary Lamatihy, District Sakaraha. Izao ny sekoly ianarany zaza malagasy aty antoerana, manaitra ny fanjakana mahefa mba hijery ny azo anarenana ity EPP iray ity fa tena mampalahelo ny zavamisy.

Clark Hervé Rakotovao