11:30 > CUA – Mpanolotsaina Marc Ravalomanana – SAMVA – Fako – Christian Ntsay na Rivo Rakotovao no mampikatso

Naneho ny heviny mikasika ny fako eto Antananarivo ny mpanolotsainan’ny Ben’ny Tanàna Marc Ravalomanana ny araina teo tao amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely.

Nisy ny antso nataony nandritra izany satria mijaly ny mponina.