“Za koa hifidy!” – Diaspora – Fihodinana faharoa

[Version Française en bas de post]

Salama daholo tompoko !

Efa hiditra eo amin’ny fanomanana ny fihodinana faharoa an’ity fifidianana symbolika izay ataon’ny diaspora ity.
Itony ary misy zavatra vitsivitsy izay tsara ho fantatra:

– Manaraka ny fandehan’ny zotram-pifidianana any Madagasikara isika satria toy ny bureau de vote anakiray ny “Za Koa Hifidy”. Izany dia midika fa hifidy an’izay lany hiatrika ny fihodinana faharoa izay ho avoakan’ny HCC isika monina aty an-dafy.

– Hisy lisim-pifidianana ho arafitra koa manasa anareo izahay hameno ilay formulaire Google form izay apetrakay eto.

– Vote électronique ihany no hahafahantsika mifidy. Ilay rohy moa dia ho alefanay eto ny 19 desambra maraina.

– Hanomana vote physique ho an’izay monina eto Ile-de-France izahay. Marihina fa raha mifidy physiquement ianao dia tsy tokony hifidy amin’ny aterneto intsony. Ho lazainay eto ihany ny toerana hanaovana izany.

Manasa anao izahay mba hanaraka ny fepetra sy fahampafantarana izay avoakan’ny administrateurs sy modérateurs eto amin’ity pejy ity.

Mankasitraka tompoko.

Ny ekipan’ny Za Koa Hifidy

——————————————-

[VERSION FRANÇAISE]

Bonjour à tous,

Il est desormais temps d’entamer la phase de preparation pour le 2nd tour des élections présidentielles symboliques.
Voici quelques precisions relatives à ce second scrutin :

– Nous positionnant en tant que bureau de vote et non pas en tant que pays nous suivrons les modalités du 2nd tour à Madagascar avec les deux candidats sortis en tête du 1er tour à Madagascar.
– Une liste electorale sera établie, pour cela il faudra repondre au questionnaire publié prochainement afin d’en etablir une liste electorale
– Il y aura un vote electronique pour les votants etant hors Ile-de-France et hors France
– Il y aura un vote physique pour les votants en Ile-de-France. Le lieu du bureau de vote symbolique vous sera precisé prochainement également

Nous vous prions de suivre les differentes annonces des administrateurs et moderateurs afin que ces élections symboliques se deroulent dans la meilleure des conditions.

Nous vous remercions chaleureusement,

L’équipe Za Koa Hifidy