09:00 > Marolambo, Mananjary, Farafangana, Vohipeno, Manakara – Marc Ravalomanana – Mifanakalo hevitra amin’ny mpanara-dia

Fotoan-dehibe nahafahako nihaino, nifanakalo hevitra sy nanome toromarika ho an’ireo mpanaradia rehetra taty Marolambo, Mananjary, Farafangana, Vohipeno ary Manakara..
Mpanangana fa tsy mpandrava isika.
Mampiombona sy mampitovy lanja.
#K25
#Komity25