21:00 > K25 – Marc Ravalomanana, Leader – Mpanangana fa tsy mpandrava

Ady no hatrehana mila vonona tsara isika araka ny toromarika, maro ireo namana hanampy satria dia halatra sy hosoka tsy misy toa izany no nitranga. Nametraka fijerena izany akaiky isika eo an’ivony HCC. Na izany aza mila vonona isika ary manarina ny lesoka sy ny tsy lavorary nahatonga izany.

Aza adino:
– Kapiteny: Marc Ravalomanana
– Troupe: K25 isika rehetra Mpanangana fa tsy mpandrava.
– Paik’ady: Manifesto
– Manaraha toromarika, mifampita vaovao, miray hina manaramaso ary mivonona hiaro ny safidy.

Ny marina mitavozavoza tsy maharesy ny lainga tsara lahatra.