20:00 > Vatomandry – Marc Ravalomanana

Faly aho miara-miombom-bavaka amin’ny mpino eto amin’ny FJKM Zoara Vatomandry, manatrika ny fivoriambe faharoan’ny Synaodamparitany Krifata 32.
Miara-mankalaza, mampitombo finoana manamafy herimpo, mamelona fanahy.

Tsara ny Tompo. Izy no manomana, ary mahalala izay mahasoa rehetra.