18:30 > CAN 2018 – 18 Nov – Vontovorona – Barea (Madagascar) – Faucons de Jediane (Soudan)

24h Mada

Tapitra ny lalao. Nandresy ny ekipa avy any Soudan. Nampiseho endri-dalao tsara ny ekipa malagasy na dia resy aza isika ary ny hita dia nanindry hatrany ny Malagasy fa teo amin’ny lafiny fampidiram-baolina no nisy indro kely.
Any Sénégal indray ny lalao manaraka ny BAREA amin’ny 22 martsa 2019 izay hihaonany amin’ny mpilalao Sénégalais.

Soudan 3: Musa(2′) Abakar(61′) Yasir Mohamed(84′)

Barea 1: Carolus(76′)

#Misaotra_foana_BAREA
#Alefa_BAREA
#24hMada_manohana_BAREA

Teny kely avy amin’ny Kapitenin’ny BAREA Faneva Ima tao aorian’ny lalao teo

#Misaotra_Kapiteny_Faneva
#Misaotra_BAREA
#24hMada_manohana_BAREA