21:30 > CENI – Biraom-pifidianana maromaro nahitàna fifandisoana mampihena ny isam-baton’ny kandidà laharana 25, Marc Ravalomanana

Tao amin’ny EPP Ambolo nahatonga resabe dia 75,61% ihany no niafarany fa tsy aotra.
Région: ANALAMANGA District: ANTANANARIVO AVARADRANO Commune: TALATA VOLONONDRY Fokontany: AMBOLO
Centre de Vote: 1106131601-EPP AMBOLO Bureau de Vote: 110613160102-EPP AMBOLO SALLE II
Teto amin’ny EPP Andranonahoatra dia nisy fifamadihana isam-bato teo amin’ny kandida laharana 25 m, Marc Ravalomanana sy ny kandida laharana 24, Fanirisoa Ernaivo.
EPP Andranonahoatra Salle 3 DADA n°25 0%
Région: ANALAMANGA
District:
ANTANANARIVOATSIMONDRANO
Commune: ANDRANONAHOATRA
Fokontany: ANDRANONAHOATRA
Centre de Vote: 1105120601-EPP ANDRANONAHOATRA
Bureau de Vote: 110512060103-EPP ANDRANONAHOATRA SALLE 3

Teto dia natakalo indray ny voka-pifidianan’ny n°25 sy ny n°13, lasa 2,86% ny an’i Dada ary 75,71% ny an’ny n°13.

Région: ANDROY
District: TSIHOMBE
Commune: ANKILIVALO
Fokontany: EROMBAZE
Centre de Vote: 6104080701-EPP EROMBAZE
Bureau de Vote: 610408070101-EPP EROMBAZE

Dia mitohy ihany, natakalo ny voka-pifidianan’ny n°25 sy ny n°26, lasa 0% ny an’i Dada ary 74,79% ny an’ny n°26.
Région: ANALAMANGA
District:
ANTANANARIVO
AVARADRANO
Commune: ANKADINANDRIANA
Fokontany: ANTANIMARINA
Centre de Vote: 1106080802-BUREAU CROIX ROUGE ANTANIMARINA
Bureau de Vote: 110608080201-BUREAU CROIX ROUGE ANTANIMARINA SALLE I