Mahamasina – Barea – 15 Nov – Mankahery Marc Ravalomanana

Manohana sy mankahery ny Barea, mitondra avo ny voninahimpirenena amin’ny baolina kitra, tafita soa amin’ny Can ary mbola miady ny hisondrotra sy hanao ny tsaratsara kokoa, ho an’ny Malagasy sy Madagasikara.
Mahaleova sy mahalasana zalahy a!

Miray fo amam-panahy tanteraka aminareo aho.