17:00 > Marc Ravalomanana – Mahamasina – Tonga nanatrika ny fiomanan’ny Barea

Fanazaran-tena ny ekipam-pirenena malagasy taranja baolina kitra (Barea) eto amin’ny kianjan’ny Mahamasina. Tonga nanatrika an’izany ny kandida Marc Ravalomanana nankahery ny Ekipa-pirenena Malagasy izay hifandona amin’ireo mpilalao avy ao Soudan ny Alahady izao etsy Vontovorona.