19:00 > O ry CENI, avoahy ny voka-pifidianana isaky ny “Bureau de Vote”

(MG) Nidina teny amin’ny foiben-toeran’ny CENI teny Alarobia ny KMMR nangatam-panazavàna amin’ny tokony hamoahana ny vokam-pifidianana isaky ny birao fandatsaham-bato manerana an’i Madagasikara , indrindra ho an’ireo solotenan’ny kandida tsirairay mba hisian’ny mangarahara. Manazava ny talen’ny fampielezan-kevitra Rabenja Tsehenoarisoa ary ny depiote Hanitra Razafimanantsoa.

(FR) Le KMMR a effectué une descente au siège de la CENI pour solliciter un affichage des résultats bureau de vote par bureau de vote, dans un objectif de transparence. Le Directeur de Campagne Rabenja Tsehenoarisoa et la Députée Hanitra Razafimanantsoa expliquent au micro.