Mahajanga – 9 Nov – Fanaovam-beloma farany an’i Mgr Rakotondrajao, evekan’i Mahajanga

Tonga eto Mahajanga aho ary nanotrona ny sorona masina fisaorana an’Andriamanitra no sady fanaovam-beloma farany an’i Mgr RAKOTONDRAJAO Roger Victor Solo Evekan’i Mahajanga.
Nihaona matetika izahay fony fahavelony ary isany nankafiziko ireo toromarika sy torohevitra nentiny.
Mandria ampiadanana Monseigneur Roger Victor.