09:31 > 7 nov 2018 – Fifidianana – Mahajanga II Kaominina Andranoboka Fokontany Labandy

Misy tranfa hafahafa androany maraina tamin’ny 6 ora tao Mahajanga II kaominina Andranoboka Fokontany Labandy.

Efa feno bileta tokana ny vata fandatsaham-bato.

Toy izany koa ny tao amin’y Kaominina Ankifika EPP Ambondrona.