09:25 > 7 nov 2018 – Fifidianana – Fanarahana mivantana ny vaovao amin’ny haino aman-jery

Radio MBS azo arahahina Liban Tana eto

NY RADIO sy ny TELEVISIONA MBS ary ny RADIO TANA ihany koa dia hampiaina mivantana ny fandaharana manokana ao amin’ny ON AIR RADIO/TV.
Raha tsiahivina dia hisy ny fandaharana manokana izay mivantana ao amin’ny ON AIR RADIO 100.6 FM/ TV, AZ RADIO 101.8 FM/ TV, RADIO TELE MBS, RADIO TANA 94.4 FM ny pejy 24hMada sy Lachasse-info izay hampiaina anao mivantana ny fizotry ny fifidianana sy ny fanisam-bato ary ny voka-pifidianana rahampitso tontolon’ny andro.