10:00 > Antso avo amin’ny CENI – Misy trakta fanakorontanana saim-bahoaka

Antso avo!

Misy ny TRAKTA miparitaka manerana ny renivohitra amin’izao fotoana izao, izay milaza fa ny Kandida Marc Ravalomanana dia manentana ny olona tsy hifidy.
Miantso ny CENI handray andraikitra manoloana izao tranga izao, ary hampihatra ny lalàna ho an’ireo olona izay manatanteraka izao fanaratsiana izao.

24h Mada