12:00 > Andro farany amin’ny praopagandy – 5 Nov – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Anio 5 Novambra no andro farany amin’ny fampielezan-kevitra. Ireto no toerana voafaritra ho tetezin’ny kandida laharana 25, Marc Ravalomanana: Ambohijanaka, Alatsinainy ambazaha, Antanifotsy, Manalalondo, Ankazobe, Antanetibe, Merimandroso, Sabotsy Namehana, Ambohimangakely, Bemasoandro Itaosy. (Tia tanindrazana)