11:30 > Antontan-taratasy ilaina raha tsy ao anaty lisipifidianana

*** Nanamafy ny CENI fa diso ito voalaza eto ambany ito ***

Timeline 20:30

Raha sanatria tsy ao anaty lisipifidianana ianao dia ireto ny dossier ilaina:

• Certificat de non inscription dans la liste electorale(FKT)
• Certificat de residence(FKT)
• Copie certifiée CIN
Ireo no aterina eny amin’ny SRMV (Section de Recensement des Matériels de Vote) eny am district
Ny fokontany tokony afaka manampy anao raha sendra misy fanontaniana.

MASINA ny Tanindrazana.
ZO sy ADIDY ny mifidy.

FB Nathalie Holitiana Rakotondramoma