06:00 > Toamasina – 1 ora tolakandro – Faradoboka “Carnaval”

FARADOBOKA LEHIBE ETO TOAMASINA “CARNAVAL”

Ho famaranana ny fampielezankevitra, ny KMMR Faritra Atsinanana sy ny TMMR dia mikarakara “CARNAVAL” lehibe mamakivaky ny tananan’i Toamasina ny Alatsinainy 05 Novambra manomboka amin’ny 1 ora tolakandro izay miainga eo amin’ny MAGRO Tanambao 5.

Koa manasa antsika mpanohana ny kandida laharana 25, RAVALOMANANA tsy ankanavaka na antoko politika, na fikambanana, na olon-tsotra mba ho tonga maro.

Antsoina ireo manana bicyclettes, motos, fiara, posy, tuc tuc sy ireo vonona handeha tongotra.

Hisy ny Meeting hanomezana ny toromarika sy hafatra hoantsika rehetra aorian’ny CARNAVAL.

FB Mamonjy Ny Rina