TVM sy RNM “Ho eny Iavoloha” – 3 Nov – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Raki-tsary ny fandaharana tao amin’ny TVM sy RNM “Ho eny Iavoloha”.
Mino aho fa voarainareo ny hafatra nampitaiko.
FIDIO Dada laharana 25.

#fidio_Marc_Ravalomanana_25