22:30 > Talatamaty, Ampanotokana, Ivato – 2 Nov – Neny Lalao – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Vao maraina Neny Lalao no nanomboka ny asa fampielezan-kevitra hampandaniana ny kandidà laharana 25, Marc Ravalomanana.

Tsena Talatamaty





Ampanotokana Mahitsy

Mampiova zavatra ny vavaka






Ivato






Tsy mbola resy mihitsy ny TIM teto Ivato hoy ny ben’ny tanàna Penjy Randrianarisoa

https://youtu.be/-YdH2FlQWTA