08:30 > Anjomakely – 31 Okt – Ekipa solontenan’i Neny Lalao – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Eto Anjomakely ny fampielezan-kevitra tanterahin’ny delegasion’i Neny Lalao, hampandany ny kandidà 25, Marc Ravalomanana. Manentana ny mponina rehetra hifidy sy manome torimarika hatrany momba ny fifidianana.