Maintirano – 30 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Nitohy androany 30 oktobra teto amin’ny faritry Melaky, eto Maintirano ny fampielezan-kevitra nataoko.
Toy ny tanana rehetra naleha dia nohazavaina tamin’ireo vahoaka maro be tonga ilay lisitry ny asa atao “manifesto” ho tanterahiko rehefa lany filoham-pirenena i Dada.

#fifio_i_Dada_25