Ambatofinandrahana – 29 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Taorian’ny fanonganam-panjakana dia mangetaheta fifidianana mangarahara amin’ny fomba demokratika isika, fotoana lehibe io fifidianana filoham-pirenena koa dia FIDIO i dada ry Ambatofinandrahana. Laharana 25
Manome toky anareo aho fa hotanterahiko avokoa ireo voasoratra ato anatin’ny programan’asa “manifesto”.

#fidio_25