Kits scolaires 100, vary 4 kitapo, yaourts 4 baoritra no natolotrin’ny Ministeran’ny indostria sy ny fampiroboroboana ny sehatra tsy miankina tamin’ny alalan’ny Mpilatsaka an-tsitrapo teo ambany fiahian’ny Minisitra Guy Rivo RANDRIANARISOA ho an’ny Centre Felana maintso tao morondava Antehiroka, izay vokatry ny fanelanelanana nataon’ny fikambanana Lions Club Ambohibao Laka anio faha 27 Oktobra 2018.
Fitondrana jiolahimboto no misy eto ary tsy ho menatra ny hisambotra ny kandidàn’ny mpanohitra ireo.
Tsy vitan’ny fanambarana na fangatahana intsony izy ity fa mila mihetsika ny vahoaka manontolo. Ny firaisankina no hery.
23/04/2024- Olga RAMALASON. Nampidirina am-ponja eny Antanimora. Miandry ny tohiny isika.OLGA RAMALASON NAMPIDIRINA ENY ANTANIMORA
🔴 Nampanantsoina teny amin'ny PAC ary avy eo nofonjaina vonjy maika eny Antanimora Rtoa Olga RAMALASON.
🔴 Efa Minisitry ny varotra, Loholon'i Madagasikara, Ben'ny tananan'Antsirabe, ary kandidà fidiana ho solombavambahoaka atolotry ny Vovonana Firaisankina ao Antsirabe I amin'izao fotoana izao izy. Ary anisan'ireo olona tena akaiky an'i Marc Ravalomanana efa hatry ny ela.