Fandriana – 27 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Tonga aty izahay handresy lahatra anareo hifidy an’i dada laharana faha 25, rehefa azon’ny dada ny fahefana dia hiova ny Tanana.
Dada manana paik’ady entina hampandrosoana ny firenena fa latsaka an-katerena ny vahoaka.Ny manifesto dia lisitra fanomezan-toky ataoko hanovana ny fiainan’ny vahoaka.
Naseho teto ihany koa ny “kits scolaires” homena ny mpianatra rehefa lany filohampirenena I dada.

#FIDIO_DADA_25