Manerinerina – 25 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Faly, tena faly aho tonga eto Manerinerina. Fanamby sy fanomezan-toky ao anatin’ilay fandaharan’asa manifesto no entiko mandresy lahatra anareo hifidy ahy. Efa voarafitry ny manampahaizana eto an-toerana sy avy any ivelany izy ity ary hita ao avokoa ny vahaolana amin’ny fiainantsika ary efa ahitana famatsiam-bola izany

#fidio_i_dada_25