Mampikony – 25 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Efa ela i dada no naniry handalo eto Mampikony fa androany vao tanteraka izany. Tsapako ny fanantenana ao anatinareo hita taratra amin’ny endrikareo. Tsotra ny hafatr’i Dada aminareo : FIDIO ny laharana 25 dia i dada fa tsy mpisolo toerana intsony akory izany.
Misaotra e!

#fidio_Ravalomanana_25