09:30 > Antananarivo boriboritany faha-V – Andranobevava – 25 Okt – Neny Lalao – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Eto Andranobevava boribotany faha-dimy i Neny. Tonga eto manotrona azy ny talen’ny fampielezankevitra Analamanga Andriambahoaka Faustin sy ny senatera Olga Ramalason.

Neny Lalao horonantsary

Kolonely Faustin horonantsary

Senatera Olga horonantsary