Vavantenina – 23 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Fanomezan-toky ataoko amin’ny vahoaka Malagasy ny hamerenana indray ny fandriam-pahalemana, hamerenana ny tetik’asa fampianarana, hamerenana ny rafitra fitsaboana. Ireo teboka telo ireo no tena mampikaikaika ny mponina eto Vavantenina. Efa voasoritra ao anatin’ny “manifesto” ireo izay paik’ady entiko handresen-dahatra anareo. FIDIO i dada fa tsy diso safidy ianao.

#FIDIO_i_DADA_20