Vatomandry – 22 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Mahafinaritra ahy ny tsio-drivotra eto Vatomandry. Hitondra fampandrosoana ho anareo no tanjoko. Ireo drafitr’asa rehetra entiko dia efa voadinika tsara sy hahitana famatsiam-bola avokoa, noho izany dia hipaka mivantana aminareo ety ifotony io vina MAP 02 io. Fidio i dada fa handroso i Vatomandry.
#laharana_25