Brickaville – 22 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Nandalo teto Brickaville izahay nanao fampielezan-kevitra. Fantatro ny olana mianjady ny mponina eto Brickaville, tsy hitazam-potsiny aho fa hitondra vahaolana maharitra. Efa voarafitra ato anatin’ny vina MAP 02 izany. Nandritra ny sivy taona no nandrasantsika izao fifidianana izao koa manainga antsika rehetra hifanentana hifidy an’i dada amin’ny 07 novambra 2018.
#Fidio_MR_25