08:00 > Ambohitrolo Mahitsy – 22 Okt – Neny Lalao – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

22 Oktobra, teny Ambohitrolo Mahitsy indray no nanohizan’i Neny Lalao Ravalomanana ny fampihelezankevitry ny kandida n•25. Nanotrona azy nandritra izany ny talen’ny fampihelezankevitra Analamanga ny kolonely Faustin Andriambahoaka.